35 Ary nihinana mana nandritra ny efapolo taona ny zanak’Israely,+ mandra-pahatongany tany amin’izay tany nisy mponina.+ Ny mana no sakafon’izy ireo mandra-pahatongany tany amin’ny sisin’ny tany Kanana.+
34 Efapolo andro+ no nijerenareo taratra an’ilay tany, nefa efapolo taona kosa no hizakanareo ny vokatry ny fahadisoanareo,+ satria ny andro iray hosoloana taona iray.+ Dia ho fantatrareo izany atao hoe tafasaraka amiko izany.+