FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+

      Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+

      Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+

  • Salamo 41:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Ary ilay olona tsara fihavanana tamiko, izay nitokisako,+

      Sy niara-nihinana ny mofoko tamiko,+ dia nanainga ny voditongony hamely ahy.+

  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+

  • Zakaria 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy aho tamin’ny olona: “Raha mety aminareo,+ dia omeo ahy ny karamako. Fa raha tsy mety, dia aza omena.” Ary naloany ny karamako, ka farantsa volafotsy telopolo+ no nomeny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara