FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Niaraka tamin’i Sergio Paolo governoram-paritra izy io. Ary lehilahy nahira-tsaina i Sergio Paolo. Dia nantsoin’io governora io i Barnabasy sy Saoly fa naniry mafy handre ny tenin’Andriamanitra izy.

  • Asan’ny Apostoly 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Koa raha te hitory olona i Demetrio+ sy ny mpanao asa tanana namany, dia eo ny andro fitsarana+ ary ao koa ny governoram-paritra.+ Ary aoka izy ireo hifampiampanga.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara