Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ Titosy 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa naseho anefa ny hatsaram-panahy+ sy ny fitiavan’Andriamanitra Mpamonjy antsika,+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+