Romanina 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sa hamavoinao ny harenan’ny hatsaram-panahiny+ sy ny fandeferany+ ary ny fahari-pony,+ satria tsy fantatrao fa mitarika anao hibebaka+ ny hatsaram-panahiny? 1 Timoty 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsara sady ankasitrahana+ eo imason’Andriamanitra Mpamonjy antsika+ izany. Titosy 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa naseho+ ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra,+ dia hatsaram-panahy mitondra famonjena+ ho an’ny karazan’olona rehetra,+
4 Sa hamavoinao ny harenan’ny hatsaram-panahiny+ sy ny fandeferany+ ary ny fahari-pony,+ satria tsy fantatrao fa mitarika anao hibebaka+ ny hatsaram-panahiny?
11 Efa naseho+ ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra,+ dia hatsaram-panahy mitondra famonjena+ ho an’ny karazan’olona rehetra,+