Isaia 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova teny manohina ny fon’i Jerosalema.+ Manaova antso avo ka lazao aminy fa efa tapitra ny asa an-terivozona nataony,+ ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa azony tamin’i Jehovah daholo ny saziny noho ny fahotany rehetra.”+ Lioka 23:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rariny isika raha melohina, satria mendrika handray ny valin’asantsika, fa izy kosa, tsy mba nanao zavatra tsy nety.”+ Asan’ny Apostoly 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+
2 “Manaova teny manohina ny fon’i Jerosalema.+ Manaova antso avo ka lazao aminy fa efa tapitra ny asa an-terivozona nataony,+ ary efa voaonitra ny fahadisoany.+ Efa azony tamin’i Jehovah daholo ny saziny noho ny fahotany rehetra.”+
41 Rariny isika raha melohina, satria mendrika handray ny valin’asantsika, fa izy kosa, tsy mba nanao zavatra tsy nety.”+
39 ary ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny alalany izay rehetra mino, eny, ambara ho tsy manan-tsiny amin’ny zava-drehetra tsy azon’ny lalàn’i Mosesy+ nanambarana anareo ho tsy manan-tsiny.+