Jaona 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ho tonga ny mpanampy, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray.+ Rehefa tonga izy io, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana avy amin’ny Ray, dia hanome porofo momba ahy.+ 1 Korintianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa isika tsy nandray ny fanahin’izao+ tontolo izao, fa ny fanahy+ avy amin’Andriamanitra, mba hahafantarantsika ny zavatra nomen’Andriamanitra antsika tamin-katsaram-panahy.+
26 Ho tonga ny mpanampy, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray.+ Rehefa tonga izy io, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana avy amin’ny Ray, dia hanome porofo momba ahy.+
12 Fa isika tsy nandray ny fanahin’izao+ tontolo izao, fa ny fanahy+ avy amin’Andriamanitra, mba hahafantarantsika ny zavatra nomen’Andriamanitra antsika tamin-katsaram-panahy.+