Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+ Ohabolana 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+ 2 Korintianina 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa nandritra ny fitsapana nahamay tao anatin’ny fahoriana, dia naneho fifaliana sy fahalalahan-tanana lehibe izy ireo,+ na dia nahantra be aza.
11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+
25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+
2 Fa nandritra ny fitsapana nahamay tao anatin’ny fahoriana, dia naneho fifaliana sy fahalalahan-tanana lehibe izy ireo,+ na dia nahantra be aza.