Matio 15:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 ary noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny izany ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nizara izany tamin’ny vahoaka.+ 1 Timoty 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+
36 ary noraisiny ny mofo fito sy ny trondro. Rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra izy, dia notapahiny izany ka nozarainy tamin’ny mpianatra, ary ny mpianatra kosa nizara izany tamin’ny vahoaka.+
4 Tena tsara daholo mantsy ny zava-drehetra noforonin’Andriamanitra,+ ary tsy misy tokony holavina+ raha raisina amin’ny fisaorana,+