1 Korintianina 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia toy izany koa ianareo: Koa satria maniry fatratra ny fanomezan’ny fanahy+ ianareo, dia miezaha koa hanana be dia be amin’izany mba hampaherezana ny fiangonana.+ Hebreo 10:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary aoka koa isika hifampihevitra mba handrisika+ ho amin’ny fitiavana sy ny asa tsara,+
12 Dia toy izany koa ianareo: Koa satria maniry fatratra ny fanomezan’ny fanahy+ ianareo, dia miezaha koa hanana be dia be amin’izany mba hampaherezana ny fiangonana.+