FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nahoana anefa ianao no mitsara ny rahalahinao?+ Ary nahoana koa ianao no manamavo ny rahalahinao? Fa samy hijoro eo anatrehan’ny fitsaran’Andriamanitra+ isika rehetra.

  • Jakoba 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Aza mifanaratsy intsony, ry rahalahy.+ Izay manaratsy rahalahy na mitsara+ ny rahalahiny, dia manaratsy ny lalàna sady mitsara ny lalàna. Raha mitsara ny lalàna anefa ianao, dia tsy mpankatò lalàna fa mpitsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara