Salamo 118:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny vato nolavin’ny mpanao trano+No tonga vato fehizoro.+ Matio 21:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+ ary i Jehovah no nahatonga izany, ka mahagaga eo imasontsika’? Asan’ny Apostoly 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izy ‘ilay vato nohamavoinareo mpanao trano, nefa tonga vato fehizoro.’+ Efesianina 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+
42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ve ny hoe: ‘Ny vato nolavin’ny mpanao trano+ no tonga vato fehizoro lehibe indrindra,*+ ary i Jehovah no nahatonga izany, ka mahagaga eo imasontsika’?
20 Ary efa naorina teo ambony fototra,+ dia ny apostoly+ sy ny mpaminany+ ianareo, fa i Kristy Jesosy kosa no vato fehizoro.+