2 Tesalonianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+
6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+