Marka 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no nilazana mazava tsara ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny hafa kosa, dia fanoharana no ilazana ny zava-drehetra,+
11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no nilazana mazava tsara ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny hafa kosa, dia fanoharana no ilazana ny zava-drehetra,+