Asan’ny Apostoly 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany. 2 Tesalonianina 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Fa niasa mafy sy nisasatra+ andro aman’alina kosa izahay, mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+
3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany.
8 sady tsy nihinam-potsiny ny sakafon’olona+ koa. Fa niasa mafy sy nisasatra+ andro aman’alina kosa izahay, mba tsy hampitondra enta-mavesatra na iza na iza aminareo teo amin’ny lafiny ara-bola.+