FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sambatra ny olona manan-tahotra mandrakariva,+ fa izay manamafy fo kosa hahita loza.+

  • Lioka 22:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Fa hoy izy: “Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy maneno akory ny akoho anio, dia handa intelo ho tsy mahalala ahy ianao.”+

  • Romanina 11:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Eny, marina izany! Noho ny tsy finoany+ anefa no nanapahana azy ireo, fa noho ny finoanao kosa no ijoroanao.+ Aza mihevi-tena ho ambony intsony,+ fa matahora.+

  • Galatianina 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ry rahalahy isany, raha misy olona sendra manao fahadisoana+ nefa tsy fantany akory, dia aoka izay olona araka ny fanahy+ eo aminareo hiezaka hanitsy azy amim-pahalemem-panahy.+ Etsy an-danin’izany koa anefa, dia aoka ny tsirairay aminareo mba hitandrin-tena tsara+ sao halaim-panahy ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara