Romanina 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tena mahafinaritra+ ahy ny lalàn’Andriamanitra, araka ny toetra maha izy ahy,+ Kolosianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 ary tafio ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely amin’ny alalan’ny fahalalana marina tsara, eny, havaozina araka ny endrik’Ilay+ namorona azy.
10 ary tafio ny toetra vaovao,+ izay havaozina tsikelikely amin’ny alalan’ny fahalalana marina tsara, eny, havaozina araka ny endrik’Ilay+ namorona azy.