FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+

      Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+

      Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.

  • Matio 26:75
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 75 Dia tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy hoe: “Raha mbola tsy maneno ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa nivoaka tany ivelany izy ka nitomany tamin’alahelo be.+

  • 1 Jaona 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha miaiky ny fahotantsika anefa isika,+ dia tsy mivadika amin’ny teniny Andriamanitra sady marina, ka hamela ny fahotantsika sy hanadio antsika ho afaka amin’ny tsy fahamarinana rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara