FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa satria nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ dia tonga tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana.+

  • Romanina 3:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Toy ny fanomezana maimaim-poana+ anefa ny fanambarana azy ireo ho marina noho ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa,+ amin’ny alalan’ny fanafahana nentin’ny vidim-panavotana+ naloan’i Kristy Jesosy.

  • Romanina 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Tsy mitovy amin’ny vokatry ny heloka anefa ny vokatry ny fanomezana. Fa raha ny heloky ny olona iray no nahafaty ny maro, dia vao mainka kosa nitondra soa be dia be ho an’ny maro ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fanomezana maimaim-poana avy amin’Andriamanitra,+ mbamin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’ny olona iray,+ dia i Jesosy Kristy.

  • Efesianina 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tonga mpanompo+ miandraikitra izany aho, noho ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’Andriamanitra. Nomeny an’izany fanomezana maimaim-poana izany aho, ho fanehoany ny heriny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara