Asan’ny Apostoly 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany. 1 Korintianina 9:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Inona àry no valisoako? Izao: Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manolotra izany maimaim-poana,+ mba tsy hanararaotako ny zoko avy amin’ny fitoriana ny vaovao tsara.
3 ary nipetraka tao aminy satria niray asa taminy. Dia niasa izy ireo,+ fa mpanao tranolay no anton’asany.
18 Inona àry no valisoako? Izao: Rehefa mitory ny vaovao tsara aho, dia afaka manolotra izany maimaim-poana,+ mba tsy hanararaotako ny zoko avy amin’ny fitoriana ny vaovao tsara.