18 Fa tsy ho sahy hilaza na inona na inona aho, afa-tsy izay notanterahin’i Kristy tamin’ny alalako+ mba hankatoavan’ny hafa firenena.+ Eny, notanterahiny izany tamin’izay nolazaiko+ sy nataoko,
4 Koa izao no fitsarako: Rehefa tafangona ianareo ka any koa ny eritreritro, amin’ny alalan’ny herin’i Jesosy Tompontsika, dia aoka ho amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika+