Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+ Galatianina 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+ Efesianina 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
29 Ary raha an’i Kristy ianareo, dia tena taranak’i Abrahama,+ sady mpandova araka ny fampanantenana.+
14 izay antoka+ mialoha ny amin’ny lovantsika.+ Nasiana izany tombo-kase izany ianareo mba hanafahana ny olon’Andriamanitra+ amin’ny alalan’ny vidim-panavotana,+ mba hiderana azy amim-boninahitra.