2 Korintianina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa raha nisy nanao izay hampalahelo ny hafa,+ dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa ianareo rehetra. Na izany aza, dia tsy te hampiasa teny henjana loatra aho eto.
5 Fa raha nisy nanao izay hampalahelo ny hafa,+ dia tsy izaho no nampalaheloviny, fa ianareo rehetra. Na izany aza, dia tsy te hampiasa teny henjana loatra aho eto.