Matio 10:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Izay mandray anareo dia mandray ahy, ary izay mandray ahy dia mandray an’ilay naniraka ahy koa.+ Jaona 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandray ny irahiko dia mandray ahy.+ Ary izay mandray ahy kosa, dia mandray ilay naniraka ahy koa.”+
20 Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay mandray ny irahiko dia mandray ahy.+ Ary izay mandray ahy kosa, dia mandray ilay naniraka ahy koa.”+