FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa raha noho ny heloky ny olona iray+ no nanjakan’ny fahafatesana+ tamin’ny alalan’io olona io, dia vao mainka ho velona ka hanjaka+ amin’ny alalan’ny olona iray, dia i Jesosy Kristy,+ ireo mahazo be dia be amin’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa+ sy ny fahamarinana, izay fanomezana maimaim-poana.+

  • 1 Korintianina 6:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Efa toy izany ihany ny sasany aminareo,+ saingy efa voasasa madio tsara ianareo,+ efa nohamasinina ianareo,+ efa nambara ho marina+ ianareo tamin’ny anaran’i Jesosy Kristy+ Tompontsika sy tamin’ny fanahin’Andriamanitsika.+

  • Hebreo 7:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa ny Lalàna dia tsy nahatonga na inona na inona ho lavorary,+ fa ny nahavita izany kosa dia ny nampidirana fanantenana+ tsara kokoa, izay anatonantsika an’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara