1 Timoty 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Paoly, apostolin’i+ Kristy Jesosy, araka ny didin’Andriamanitra+ Mpamonjy+ antsika sy Kristy Jesosy fanantenantsika.+ Hebreo 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana. 1 Petera 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria araka ny haben’ny famindram-pony, dia naterany indray+ ho amin’ny fanantenana velona+ isika, tamin’ny nananganana+ an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,
1 Paoly, apostolin’i+ Kristy Jesosy, araka ny didin’Andriamanitra+ Mpamonjy+ antsika sy Kristy Jesosy fanantenantsika.+
18 Amin’izay dia mba ho zavatra roa tsy mety miova sady tsy hain’Andriamanitra andaingana+ no ahazoantsika fampirisihana mafy mba hifikitra amin’ny fanantenana+ napetraka teo anoloantsika, dia isika izay nandositra ho amin’ny fialofana.
3 Hisaorana anie Andriamanitra Rain’i Jesosy Kristy Tompontsika,+ satria araka ny haben’ny famindram-pony, dia naterany indray+ ho amin’ny fanantenana velona+ isika, tamin’ny nananganana+ an’i Jesosy Kristy tamin’ny maty,