Romanina 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ahoana raha nanao izany izy mba hampahafantarany ny harenan’ny+ voninahiny amin’ny fanaky+ ny famindram-po, izay nomaniny mialoha hahazo voninahitra,+ Filipianina 4:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary Andriamanitro+ indray kosa no hanome anareo izay rehetra ilainareo,+ araka ny haben’ny harenany+ ao amin’ny voninahitra, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.
23 Ahoana raha nanao izany izy mba hampahafantarany ny harenan’ny+ voninahiny amin’ny fanaky+ ny famindram-po, izay nomaniny mialoha hahazo voninahitra,+
19 Ary Andriamanitro+ indray kosa no hanome anareo izay rehetra ilainareo,+ araka ny haben’ny harenany+ ao amin’ny voninahitra, amin’ny alalan’i Kristy Jesosy.