Jaona 15:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ho tonga ny mpanampy, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray.+ Rehefa tonga izy io, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana avy amin’ny Ray, dia hanome porofo momba ahy.+ 1 Petera 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanadihady hatrany izy ireny hoe rahoviana+ na hanao ahoana ny fotoana voatondro momba an’i Kristy,+ araka izay notondroin’ny fanahy masina+ tao amin’izy ireny, rehefa nambaran’io fanahy io mialoha ny fijalian’i Kristy+ sy ny voninahitra+ aorian’izany.
26 Ho tonga ny mpanampy, izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray.+ Rehefa tonga izy io, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana avy amin’ny Ray, dia hanome porofo momba ahy.+
11 Nanadihady hatrany izy ireny hoe rahoviana+ na hanao ahoana ny fotoana voatondro momba an’i Kristy,+ araka izay notondroin’ny fanahy masina+ tao amin’izy ireny, rehefa nambaran’io fanahy io mialoha ny fijalian’i Kristy+ sy ny voninahitra+ aorian’izany.