FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 16:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Dia niara-nitsangana hanohitra azy roa lahy ny vahoaka. Ary nendahan’ireo tompon’andraiki-panjakana ny akanjo ivelany nanaovan’izy roa lahy, ka nasainy nokapohina tamin’ny hazo izy ireo.+

  • Kolosianina 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Faly aho izao satria mijaly ho anareo,+ ary izay tsy ampy amin’ny fijalian’i+ Kristy ato amin’ny nofoko, dia izaho indray kosa no mameno izany, ho an’ny vatan’i Kristy, dia ny fiangonana.+

  • 1 Tesalonianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fantatrareo koa fa rehefa avy nijaly+ sy nalam-baraka+ tany Filipy+ aloha izahay—araka ny efa fantatrareo—dia nisikina herim-po tamin’ny alalan’Andriamanitsika mba hitory+ taminareo ny vaovao tsaran’Andriamanitra, tao anatin’ny ady mafy.

  • 2 Timoty 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Izay rehetra te hiaina ao anatin’ny fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra sady tafaray amin’i Kristy Jesosy dia henjehina+ ihany koa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara