Levitikosy 25:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Aza mampijaly ny rahalahinao na lozabe aminy,+ fa matahora an’Andriamanitrao.+ Deoteronomia 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza alefa tanam-polo izy raha alefanao ho olona afaka.+