7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+
9 Ary ianareo tompo, manaova toy izany hatrany koa amin’izy ireo, ka atsaharo ny fandrahonana,+ satria fantatrareo fa any an-danitra ny Tompon’izy ireo izay Tomponareo koa,+ ary tsy mba misy fizahan-tavan’olona+ aminy.