FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Filipianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary tena rariny raha izany no eritreretiko momba anareo rehetra, satria ato am-poko ianareo,+ noho ianareo rehetra nanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa toa ahy+ koa, na izao izaho mifatotra ato am-ponja+ izao, na tamin’izaho niaro+ ny vaovao tsara sy nanamafy orina azy io araka ny lalàna.+

  • Filemona 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 dia aleoko miangavy anao noho ny fitiavana,+ satria efa izao aho, eny, izaho Paoly izay efa antitra, sady voafonja+ noho ny amin’i Kristy Jesosy koa ankehitriny.

  • Hebreo 13:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsarovy ireo mifatotra any am-ponja,+ toy ny hoe miara-mifatotra aminy ianareo.+ Tsarovy koa ireo ampijalina,+ satria ianareo koa aza mbola ao amin’ny nofo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara