Matio 25:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nitanjaka*+ aho dia nampitafianareo. Narary aho dia nokarakarainareo. Tany am-ponja+ aho dia novangianareo.’ Kolosianina 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ Tsarovy mandrakariva fa mifatotra ato am-ponja+ aho. Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa!
36 Nitanjaka*+ aho dia nampitafianareo. Narary aho dia nokarakarainareo. Tany am-ponja+ aho dia novangianareo.’
18 Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly.+ Tsarovy mandrakariva fa mifatotra ato am-ponja+ aho. Ho aminareo anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa!