FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Samy ho toy ny fierena amin’ny rivotra, sy fialofana amin’ny oram-baratra+ izy ireo, sady ho toy ny rano mikoriana any amin’ny tany karakaina,+ ary ho toy ny aloky ny vatolampy lehibe any amin’ny tany ngazana.+

  • Filipianina 2:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa raiso tsara+ toy ny efa fanao ao amin’ny Tompo izy, eny, amim-pifaliana lehibe, ary hajao hatrany ny olona tahaka azy,+

  • 1 Timoty 5:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Aoka hatao mendrika hahazo fanajana roa heny+ ny anti-panahy mahay mitondra,+ indrindra fa izay mikely aina amin’ny fitenenana sy ny fampianarana.+

  • Hebreo 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsarovy ireo mitarika eo aminareo,+ dia ireo nilaza ny tenin’Andriamanitra taminareo. Ary rehefa mandinika ny soa entin’ny fitondran-tenany ianareo, dia tahafo+ ny finoany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara