8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha ankatoavinareo hatrany izao mpanjakan’ny lalàna*+ izao, araka ny voalaza ao amin’ny Soratra Masina hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
22 Nanadio+ ny fiainanareo* ianareo rehefa nankatò ny fahamarinana, ka ny vokatr’izany, dia fitiavan-drahalahy tsy misy fihatsarambelatsihy,+ ary koa fifankatiavana fatratra amin’ny fo.+