FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 8:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 ary ho fantatrareo ny marina,+ ary ny marina hanafaka+ anareo.”

  • Kolosianina 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 noho ilay fanantenana+ voatahiry any an-danitra ho anareo.+ Efa nandre momba an’io fanantenana io ianareo taloha, fony nambara taminareo ny fahamarinan’izany vaovao tsara+ izany,

  • 1 Timoty 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Mandrara tsy hanambady+ izy ireny, ary mamoaka didy mampifady sakafo.+ Noforonin’Andriamanitra+ mba hohanina sy hisaoran’izay mino+ sy mahalala marina tsara ny fahamarinana anefa izany.

  • 2 Jaona 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tianay ianareo noho ny fahamarinana izay mitoetra ao am-pontsika,+ sady ho amintsika mandrakizay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara