Romanina 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ny fanahy,+ mba hiara-miezaka amiko ianareo hivavaka amin’Andriamanitra ho ahy,+ 1 Tesalonianina 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mivavaha foana ho anay, ry rahalahy.+ Hebreo 13:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+
30 Koa mampirisika anareo aho, ry rahalahy, amin’ny alalan’i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny fitiavana avy amin’ny fanahy,+ mba hiara-miezaka amiko ianareo hivavaka amin’Andriamanitra ho ahy,+
18 Mivavaha foana+ ho anay. Matoky mantsy izahay fa manana feon’ny fieritreretana tsara, satria te hanao ny marina amin’ny zava-drehetra.+