2 Tesalonianina 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+ 2 Timoty 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Niala tamin’ny fahamarinana+ ireo lehilahy ireo ka nilaza fa efa nitranga sahady, hono, ny fitsanganana amin’ny maty.+ Koa nandrava ny finoan’ny sasany+ izy ireo.
6 Mandidy+ anareo amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo izahay, ry rahalahy, mba hialanareo+ amin’ny rahalahy rehetra tsy laitra fehezina,+ izay tsy mitondra tena araka ny fampianarana noraisinareo avy taminay.+
18 Niala tamin’ny fahamarinana+ ireo lehilahy ireo ka nilaza fa efa nitranga sahady, hono, ny fitsanganana amin’ny maty.+ Koa nandrava ny finoan’ny sasany+ izy ireo.