Levitikosy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy. Romanina 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+
17 “‘Aza mankahala ny rahalahinao ao am-ponao.+ Tena tokony hananatra ny namanao ianao,+ sao hiombona ota aminy.
17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+