Genesisy 27:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+ Ohabolana 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izay manafina ny fankahalany dia manana molotra mandainga,+ ary tsisy saina izay manendrikendrika.+ 1 Jaona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay milaza ny tenany ho ao amin’ny mazava nefa mankahala+ ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny haizina ihany hatramin’izao.+ 1 Jaona 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+
41 Ary i Esao nitana lolompo tamin’i Jakoba noho ny amin’ilay tsodrano nataon-drainy taminy.+ Koa hoy izy anakampo:+ “Efa manakaiky izao ny andro hisaonana an-draiko.+ Aorian’izay, dia hovonoiko i Jakoba rahalahiko.”+
18 Izay manafina ny fankahalany dia manana molotra mandainga,+ ary tsisy saina izay manendrikendrika.+
9 Izay milaza ny tenany ho ao amin’ny mazava nefa mankahala+ ny rahalahiny, dia mbola ao amin’ny haizina ihany hatramin’izao.+
15 Izay rehetra mankahala+ ny rahalahiny dia mpamono olona,+ ary fantatrareo fa tsy misy mpamono olona+ manana fiainana mandrakizay mitoetra ao aminy.+