FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 2:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Fa araka ny voasoratra, dia “tevatevaina eo amin’ny hafa firenena ny anaran’Andriamanitra, noho ny aminareo.”+

  • Titosy 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 hisaina tsara, hadio fitondran-tena,+ hazoto hikarakara tokantrano, hanao izay tsara, hanaiky+ ny vadiny, mba tsy hitenenan-dratsy ny tenin’Andriamanitra.+

  • 1 Petera 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Noho ny Tompo, dia ekeo+ izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara