Lioka 6:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Tahaka ny olona nanorina trano izy, izay nihady lalina vao nandatsaka fototra teo ambony vatolampy. Ary rehefa tondraka ny rano,+ dia namely mafy an’izany trano izany ny renirano, saingy tsy nampihozongozona azy, satria tsara orina izy.+ 2 Timoty 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+
48 Tahaka ny olona nanorina trano izy, izay nihady lalina vao nandatsaka fototra teo ambony vatolampy. Ary rehefa tondraka ny rano,+ dia namely mafy an’izany trano izany ny renirano, saingy tsy nampihozongozona azy, satria tsara orina izy.+
19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+