1 Timoty 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mandrara tsy hanambady+ izy ireny, ary mamoaka didy mampifady sakafo.+ Noforonin’Andriamanitra+ mba hohanina sy hisaoran’izay mino+ sy mahalala marina tsara ny fahamarinana anefa izany.
3 Mandrara tsy hanambady+ izy ireny, ary mamoaka didy mampifady sakafo.+ Noforonin’Andriamanitra+ mba hohanina sy hisaoran’izay mino+ sy mahalala marina tsara ny fahamarinana anefa izany.