1 Korintianina 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Azo antoka fa misy sekta+ eo aminareo mba ho hita miharihary izay olona ankasitrahana eo anivonareo.+ Apokalypsy 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na izany aza anefa, dia halanao+ izay ataon’ny sektan’i Nikoleo,+ ary halako koa izany.
19 Azo antoka fa misy sekta+ eo aminareo mba ho hita miharihary izay olona ankasitrahana eo anivonareo.+