1 Jaona 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 satria ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao,+ izany hoe ny fanirian’ny nofo+ sy ny fanirian’ny maso+ ary ny fampideraderana fananana,+ dia tsy avy amin’ny Ray fa avy amin’izao tontolo izao.+
16 satria ny zava-drehetra eo amin’izao tontolo izao,+ izany hoe ny fanirian’ny nofo+ sy ny fanirian’ny maso+ ary ny fampideraderana fananana,+ dia tsy avy amin’ny Ray fa avy amin’izao tontolo izao.+