11 Eny, ataovy izany, satria fantatrareo izao fotoana misy antsika izao, fa efa tonga izao ny ora tokony hifohazanareo+ amin’ny torimaso. Fa ankehitriny ny famonjena antsika dia akaiky noho ny tamin’ny fotoana nahatongavantsika ho mpino.+
12 raha mbola miandry+ sy manao an-tsaina foana ny fanatrehan’ny andron’i Jehovah!+ Io andro io no handevonana+ ny lanitra efa mirehitra sy hampiempoana ireo singan-javatra efa mahamay be.