FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 19:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nandeha nankany amin’i Josafata Mpanjaka i Jeho+ zanak’i Hanany+ mpahita,+ ka niteny taminy hoe: “Ny ratsy fanahy indray ve no tokony hampiana,+ ary izay mankahala+ an’i Jehovah ve no tokony ho tianao?+ Noho izany, dia tezitra+ aminao i Jehovah.

  • Jaona 15:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Raha anisan’izao tontolo izao ianareo, dia ho tia ny azy izao tontolo izao.+ Fa satria tsy anisan’izao tontolo izao ianareo,+ fa izaho efa nifidy anareo avy tamin’izao tontolo izao, dia halan’izao tontolo izao ianareo.+

  • Jaona 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Efa nomeko azy ny teninao. Halan’izao+ tontolo izao anefa izy, satria tsy anisan’izao tontolo izao, tahaka ahy tsy anisan’izao tontolo izao.+

  • 1 Jaona 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fantatsika fa avy amin’Andriamanitra+ isika, fa izao tontolo izao manontolo kosa eo ambany fahefan’ilay ratsy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara