Matio 12:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia lasa izy maka fanahy fito hafa ratsy noho izy.+ Rehefa tafiditra ireo, dia mijanona ao. Koa ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny hiafaran’izany olona izany.+ Ho toy izany koa ny amin’ity taranaka ratsy fanahy ity.”+ Lioka 11:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia lasa izy maka fanahy fito+ ratsy noho izy. Rehefa tafiditra ireo, dia mijanona ao. Koa ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny hiafaran’izany olona izany.”+ Hebreo 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+
45 Dia lasa izy maka fanahy fito hafa ratsy noho izy.+ Rehefa tafiditra ireo, dia mijanona ao. Koa ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny hiafaran’izany olona izany.+ Ho toy izany koa ny amin’ity taranaka ratsy fanahy ity.”+
26 Dia lasa izy maka fanahy fito+ ratsy noho izy. Rehefa tafiditra ireo, dia mijanona ao. Koa ratsy noho ny tamin’ny voalohany ny hiafaran’izany olona izany.”+
26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+