Hebreo 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka àry isika hanatona+ ny seza fiandrianan’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, ary ho sahy hiteny+ rehefa manao izany. Amin’izay isika dia hahazo famindram-po ary hanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, mba hahazoana fanampiana amin’ny fotoana mety.+ 1 Jaona 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao àry no izy, ry zanako+ malalako: Aoka ianareo ho tafaray+ foana aminy. Amin’izay, rehefa haseho+ izy, dia ho afaka hiteny amim-pahatsorana+ isika ary tsy hahazo henatra ka ho tafasaraka aminy mandritra ny fanatrehany.+
16 Koa aoka àry isika hanatona+ ny seza fiandrianan’ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, ary ho sahy hiteny+ rehefa manao izany. Amin’izay isika dia hahazo famindram-po ary hanehoana hatsaram-panahy tsy manam-paharoa, mba hahazoana fanampiana amin’ny fotoana mety.+
28 Izao àry no izy, ry zanako+ malalako: Aoka ianareo ho tafaray+ foana aminy. Amin’izay, rehefa haseho+ izy, dia ho afaka hiteny amim-pahatsorana+ isika ary tsy hahazo henatra ka ho tafasaraka aminy mandritra ny fanatrehany.+