Jaona 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha nahalala ahy ianareo, dia ho efa nahalala ny Raiko koa. Fantatrareo izy manomboka izao, sady efa hitanareo.”+ 1 Jaona 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na iza na iza manaiky fa i Jesosy Kristy no Zanak’Andriamanitra,+ dia tafaray foana amin’ny olona toy izany Andriamanitra, ary izy ho tafaray amin’Andriamanitra.+
7 Raha nahalala ahy ianareo, dia ho efa nahalala ny Raiko koa. Fantatrareo izy manomboka izao, sady efa hitanareo.”+
15 Na iza na iza manaiky fa i Jesosy Kristy no Zanak’Andriamanitra,+ dia tafaray foana amin’ny olona toy izany Andriamanitra, ary izy ho tafaray amin’Andriamanitra.+